Turtle softshell Trionychidae
Ny Trionychidae dia fianakaviamben'ny karazana sokatra maromaro, fantatra amin'ny anarana hoe sokatra malefaka. Ity fianakaviana ity dia natsangan'i Leopold Fitzinger tamin'ny taona 1826.
Hamaky bebe kokoaNy Trionychidae dia fianakaviamben'ny karazana sokatra maromaro, fantatra amin'ny anarana hoe sokatra malefaka. Ity fianakaviana ity dia natsangan'i Leopold Fitzinger tamin'ny taona 1826.
Hamaky bebe kokoa